|
|
|
|

Teny iditra1  teny mingadona
Singan-teny  2 teny, 3 mingadona
Sokajin-teny  4  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5 teny miafara amin'ny -ka, -tra, -na, ka eo amin'ny vaniny faharoa avy any amin'ny farany no misy ny tsindrim-peo [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  6 paroxyton [1.13]
Voambolana  7  Haiteny
Mpanahaka  8  tenymitoaikona

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02